# -nareo rehetra "-ireo fahavaloko" na "-ireo fahavaloko rehetra" # Mandra-pahoviana, no hanafihanareo rehetra ny olona ... na fefy mihozongozona? Nampiasa fanontaniana fampisainana Davida mba hanehoany ny hakiviany. Fanontaniana tsy mila valiny izany.DH: "Toa tsy hitsahatra ny anafika ahy mihitsy ireo fahavaloko. Tsapako fa marefo tahaka ny rindrina na fefy mitriatra aho eo anatrehanao." # hanafi(ka) ny olona "hanafi(ka) ahy" # Niresaka taminy izy ireo mba "nikasa mba" na "nihevitra ny mba" # Niresaka taminy ... hampietry azy ... mitso-drano ... manozona azy ao am-pony. Eto amin'ireto andininy ireto, dia izy tenany ihany no lazain'i Davida amin'ny hoe "azy" # amin'ny vavany Izany dia ilazana ny lahateny na ny resak'izy ireo. # ao am-pony Ilazana ny heritreritr'izy ireo izany.