plt_tn/psa/060/002.md

681 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Mbola manohy ny resany amin'Andriamanitra ilay mpanao salamo.

Efa nampihovitrovitra ny tany Ianao; efa notriarinao izany

Lazain'ny mpanao Salamo toy ny hoe horohon-tany ny loza teo amin'ny fireneny.

sitrano ny triatrany

Resahina toy ny hoe triatra amin'ny tany na rindrina ny fanatanjahana indray ny vahoaka.

triatra(ny)

fivakisana lehibe eo amin'ny tany na rindrina

Efa nataonao nahita zava-tsarotra ireo vahoakanao

Eto ny hoe ''nahita" dia midika hoe "niaina" na "nijaly''

nisotro divay mampivembena

"divay izay mampivembena anay." Ny tsy fahafaha-manoatra dia lazaina toy ny hoe fivembenana, zara raha tafajoro mahitsy.