plt_tn/psa/060/002.md

24 lines
681 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mbola manohy ny resany amin'Andriamanitra ilay mpanao salamo.
# Efa nampihovitrovitra ny tany Ianao; efa notriarinao izany
Lazain'ny mpanao Salamo toy ny hoe horohon-tany ny loza teo amin'ny fireneny.
# sitrano ny triatrany
Resahina toy ny hoe triatra amin'ny tany na rindrina ny fanatanjahana indray ny vahoaka.
# triatra(ny)
fivakisana lehibe eo amin'ny tany na rindrina
# Efa nataonao nahita zava-tsarotra ireo vahoakanao
Eto ny hoe ''nahita" dia midika hoe "niaina" na "nijaly''
# nisotro divay mampivembena
"divay izay mampivembena anay." Ny tsy fahafaha-manoatra dia lazaina toy ny hoe fivembenana, zara raha tafajoro mahitsy.