# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Mbola manohy ny resany amin'Andriamanitra ilay mpanao salamo. # Efa nampihovitrovitra ny tany Ianao; efa notriarinao izany Lazain'ny mpanao Salamo toy ny hoe horohon-tany ny loza teo amin'ny fireneny. # sitrano ny triatrany Resahina toy ny hoe triatra amin'ny tany na rindrina ny fanatanjahana indray ny vahoaka. # triatra(ny) fivakisana lehibe eo amin'ny tany na rindrina # Efa nataonao nahita zava-tsarotra ireo vahoakanao Eto ny hoe ''nahita" dia midika hoe "niaina" na "nijaly'' # nisotro divay mampivembena "divay izay mampivembena anay." Ny tsy fahafaha-manoatra dia lazaina toy ny hoe fivembenana, zara raha tafajoro mahitsy.