plt_tn/psa/055/012.md

24 lines
857 B
Markdown

# raha izany dia mba afaka niharitra ihany aho
Ny fandeferana na fiharetana fitenenana mafy dia lazaina toy ny hoe mitondra na milanja izany. DH: "mba afaka nandefitra ny teny mafy aho" na "tsy mba ho nalahelo mafy ny amin'ny fitenenana mafy aho"
# nitsangana hanohitra ahy
Ny mirehareha amin'ny tena ka manamavo ny hafa dia lazaina toy ny hoe mitsangana hanohitra ny hafa. DH: "nanamavo ahy" na "nanao tsinontsinona ahy"
# Fa ianao indrindra
Ny mpanao salamo miteny tahaka ny hoe mihaino azy ilay olona niteny mafy sy niteny ratsy azy.
# namako sy sakaizako indrindra
Azo ambara amin'ny alalan'ny fehezanteny izany. DH: "Ianao no namako sy sakaizako indrindra."
# isika
Ny teny hoe "isika" dia manondro ny mpanao salamo sy ny sakaizany.
# niaraka tamin'ny olon-drehetra
Ireo mety ho heviny dia 1) "miaraka" na 2) "miaraka amin'ny olona rehetra"