plt_tn/psa/055/012.md

857 B

raha izany dia mba afaka niharitra ihany aho

Ny fandeferana na fiharetana fitenenana mafy dia lazaina toy ny hoe mitondra na milanja izany. DH: "mba afaka nandefitra ny teny mafy aho" na "tsy mba ho nalahelo mafy ny amin'ny fitenenana mafy aho"

nitsangana hanohitra ahy

Ny mirehareha amin'ny tena ka manamavo ny hafa dia lazaina toy ny hoe mitsangana hanohitra ny hafa. DH: "nanamavo ahy" na "nanao tsinontsinona ahy"

Fa ianao indrindra

Ny mpanao salamo miteny tahaka ny hoe mihaino azy ilay olona niteny mafy sy niteny ratsy azy.

namako sy sakaizako indrindra

Azo ambara amin'ny alalan'ny fehezanteny izany. DH: "Ianao no namako sy sakaizako indrindra."

isika

Ny teny hoe "isika" dia manondro ny mpanao salamo sy ny sakaizany.

niaraka tamin'ny olon-drehetra

Ireo mety ho heviny dia 1) "miaraka" na 2) "miaraka amin'ny olona rehetra"