plt_tn/psa/054/004.md

592 B

no manohana ahy

Ny fiarovana an'i Davida sy fitandroana azy dia lazaina toy ny hoe mihazona sy manohana azy. DH: "no miaro ahy"

Hamaly ny ratsy nataon'ireo fahavaloko Izy

Ny fanasaziana dia lazaina toy ny hoe fandoavana. DH: "Izy hanao ny ratsy amin'ireo fahavaloko amin'izay nataon'izy ireo tamiko" na "Izy hanao ny ratsy izay nataon'ireo fahavaloko tamiko hitranga amin'izy ireo"

amin'ny fahatokianao, dia aringano izy ireny

Eto Davida manova ny firesahany momba an'Andriamanitra ho miresaka amin'Andriamanitra. DH: "Andriamanitra o, poteho izy ireo satria mahatoky Ianao amiko"