plt_tn/psa/054/004.md

12 lines
592 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# no manohana ahy
Ny fiarovana an'i Davida sy fitandroana azy dia lazaina toy ny hoe mihazona sy manohana azy. DH: "no miaro ahy"
# Hamaly ny ratsy nataon'ireo fahavaloko Izy
Ny fanasaziana dia lazaina toy ny hoe fandoavana. DH: "Izy hanao ny ratsy amin'ireo fahavaloko amin'izay nataon'izy ireo tamiko" na "Izy hanao ny ratsy izay nataon'ireo fahavaloko tamiko hitranga amin'izy ireo"
# amin'ny fahatokianao, dia aringano izy ireny
Eto Davida manova ny firesahany momba an'Andriamanitra ho miresaka amin'Andriamanitra. DH: "Andriamanitra o, poteho izy ireo satria mahatoky Ianao amiko"