# no manohana ahy Ny fiarovana an'i Davida sy fitandroana azy dia lazaina toy ny hoe mihazona sy manohana azy. DH: "no miaro ahy" # Hamaly ny ratsy nataon'ireo fahavaloko Izy Ny fanasaziana dia lazaina toy ny hoe fandoavana. DH: "Izy hanao ny ratsy amin'ireo fahavaloko amin'izay nataon'izy ireo tamiko" na "Izy hanao ny ratsy izay nataon'ireo fahavaloko tamiko hitranga amin'izy ireo" # amin'ny fahatokianao, dia aringano izy ireny Eto Davida manova ny firesahany momba an'Andriamanitra ho miresaka amin'Andriamanitra. DH: "Andriamanitra o, poteho izy ireo satria mahatoky Ianao amiko"