plt_tn/psa/053/006.md

20 lines
788 B
Markdown

# Enga anie ny famonjena an'Israely
Ny teny hoe "enga anie" dia manolotra fanairana izay maneho fanantenana na vavaka. DH: "Mantena aho fa ho tonga ny famonjena an'Israely" na "Mivavaka aho mba ho tonga ny famonjena an'Israely"
# ny famonjena an'Israely ho tonga any Ziona
Ny famonjena dia maneho an'Andriamanitra, ilay mpanavotra, izay any Ziona ny tempoliny. DH: "ilay mpanavotra an'Israely no ho tonga avy any Ziona" na "Andriamanitra ho tonga avy any Ziona ka hanavotra an'Israely"
# Rehefa entin'Andriamanitra miverina avy amin'ny fahababoana ny olony
"Rehefa manavotra ireo olony nobaboina Andriamanitra"
# ho ravoravo Jakoba ary ho faly Israely!
Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy.
# Jakoba
Eto "Jakoba" dia maneho ireo taranak'i Jakoba, dia ny Israelita.