plt_tn/psa/053/006.md

788 B

Enga anie ny famonjena an'Israely

Ny teny hoe "enga anie" dia manolotra fanairana izay maneho fanantenana na vavaka. DH: "Mantena aho fa ho tonga ny famonjena an'Israely" na "Mivavaka aho mba ho tonga ny famonjena an'Israely"

ny famonjena an'Israely ho tonga any Ziona

Ny famonjena dia maneho an'Andriamanitra, ilay mpanavotra, izay any Ziona ny tempoliny. DH: "ilay mpanavotra an'Israely no ho tonga avy any Ziona" na "Andriamanitra ho tonga avy any Ziona ka hanavotra an'Israely"

Rehefa entin'Andriamanitra miverina avy amin'ny fahababoana ny olony

"Rehefa manavotra ireo olony nobaboina Andriamanitra"

ho ravoravo Jakoba ary ho faly Israely!

Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy.

Jakoba

Eto "Jakoba" dia maneho ireo taranak'i Jakoba, dia ny Israelita.