plt_tn/psa/051/003.md

8 lines
290 B
Markdown

# eo anoloako mandrakariva ny fahotako
Ny tsy fahafahana manadino ireo fahotany dia lazaina toy ny hoe eo anolony mandrakariva ireny ary hitany foana. DH: "mahatsiaro ireo fahotako foana aho" na "tsy haiko ny hanadino ireo fahotako"
# sy nahavitako zava-dratsy
"sy nanaovako izay ratsy"