# eo anoloako mandrakariva ny fahotako Ny tsy fahafahana manadino ireo fahotany dia lazaina toy ny hoe eo anolony mandrakariva ireny ary hitany foana. DH: "mahatsiaro ireo fahotako foana aho" na "tsy haiko ny hanadino ireo fahotako" # sy nahavitako zava-dratsy "sy nanaovako izay ratsy"