plt_tn/psa/051/003.md

290 B

eo anoloako mandrakariva ny fahotako

Ny tsy fahafahana manadino ireo fahotany dia lazaina toy ny hoe eo anolony mandrakariva ireny ary hitany foana. DH: "mahatsiaro ireo fahotako foana aho" na "tsy haiko ny hanadino ireo fahotako"

sy nahavitako zava-dratsy

"sy nanaovako izay ratsy"