plt_tn/psa/049/009.md

16 lines
512 B
Markdown

# ka tsy ho simba ny nofony
Izany dia manondro ny vatana mihintsa-nofo ao am-pasana.
# hahita fahasimbana izy
Ny mpanoratra miteny ny fisedrana zavatra toy ny hoe mahita izany zavatra izany. DH: "ho faty izy ary ho simba ny nofony"
# Ireo olon-kendry ho faty; ny adala sy ny masiaka samy ho levona
Ny mpanoratra manondro ny olon-drehetra amin'ny fanondroana an'ireo izay manana fahendrena be indrindra sy kely indrindra.
# maherisetra
Izany dia midika olona iray izay tsy ampy fisainana na tsy dia mahay.