plt_tn/psa/049/009.md

512 B

ka tsy ho simba ny nofony

Izany dia manondro ny vatana mihintsa-nofo ao am-pasana.

hahita fahasimbana izy

Ny mpanoratra miteny ny fisedrana zavatra toy ny hoe mahita izany zavatra izany. DH: "ho faty izy ary ho simba ny nofony"

Ireo olon-kendry ho faty; ny adala sy ny masiaka samy ho levona

Ny mpanoratra manondro ny olon-drehetra amin'ny fanondroana an'ireo izay manana fahendrena be indrindra sy kely indrindra.

maherisetra

Izany dia midika olona iray izay tsy ampy fisainana na tsy dia mahay.