# ka tsy ho simba ny nofony Izany dia manondro ny vatana mihintsa-nofo ao am-pasana. # hahita fahasimbana izy Ny mpanoratra miteny ny fisedrana zavatra toy ny hoe mahita izany zavatra izany. DH: "ho faty izy ary ho simba ny nofony" # Ireo olon-kendry ho faty; ny adala sy ny masiaka samy ho levona Ny mpanoratra manondro ny olon-drehetra amin'ny fanondroana an'ireo izay manana fahendrena be indrindra sy kely indrindra. # maherisetra Izany dia midika olona iray izay tsy ampy fisainana na tsy dia mahay.