plt_tn/psa/046/008.md

419 B

Ampitsahariny ny ady

"Ireo firenena ampitsahariny amin'ny adin'izy ireo"

hatrany amin'ireo vazan-tany

Izany dia fomba fiteny izay midika hoe na aiza na aiza eto ambonin'ny tany. DH: "na aiza na aiza eto ambonin'ny tany"

mamotipotika ny tsipìka Izy ... mandoro ny ampinga

Fomba iray izay hampitsaharan'i Yaveh ny ireo ady dia ny famotehana ireo fitaovam-piadiana ampiasain'ireo tafika hifampiadian'izy ireo.