plt_tn/psa/046/008.md

12 lines
419 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ampitsahariny ny ady
"Ireo firenena ampitsahariny amin'ny adin'izy ireo"
# hatrany amin'ireo vazan-tany
Izany dia fomba fiteny izay midika hoe na aiza na aiza eto ambonin'ny tany. DH: "na aiza na aiza eto ambonin'ny tany"
# mamotipotika ny tsipìka Izy ... mandoro ny ampinga
Fomba iray izay hampitsaharan'i Yaveh ny ireo ady dia ny famotehana ireo fitaovam-piadiana ampiasain'ireo tafika hifampiadian'izy ireo.