# Ampitsahariny ny ady "Ireo firenena ampitsahariny amin'ny adin'izy ireo" # hatrany amin'ireo vazan-tany Izany dia fomba fiteny izay midika hoe na aiza na aiza eto ambonin'ny tany. DH: "na aiza na aiza eto ambonin'ny tany" # mamotipotika ny tsipìka Izy ... mandoro ny ampinga Fomba iray izay hampitsaharan'i Yaveh ny ireo ady dia ny famotehana ireo fitaovam-piadiana ampiasain'ireo tafika hifampiadian'izy ireo.