plt_tn/psa/045/010.md

785 B

Mihainoa, ry zanaka vavy

Ny mpanoratra manomboka miteny ny mpanjaka ary manondro azy ho "zanaka vavy" satria vehivavy mbola tanora izy.

atongilano ny sofinao

Ny mpanoratra miteny ny fihainoana tsara toy ny hoe manondrika ny sofina mankany amin'ilay olona miteny. DH: "henoy tsara aho"

adinoy ny vahoakanao

Ny mpanoratra miteny ny mpanjakavavy tsy manaraka intsony ireo finoana sy fombafomban'ny vahoakany toy ny hoe nanadino azy ireo. DH: "aza manaraka ny fombafomban'ny vahoakanao intsony"

ny tranon-drainao

Eto ny teny hoe "trano" dia midika ny fianakavinana. DH: "ny havanao"

Amin'ny alalan'izany

"ary" na "koa"

haniry ny hatsaranao ny mpanjaka

Izany dia fomba mety iray mba hilazana fa ho te hira-handry amin'ny mpanjakavavy ho tahaka ny vadiny ny mpanjaka.