plt_tn/psa/045/010.md

24 lines
785 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Mihainoa, ry zanaka vavy
Ny mpanoratra manomboka miteny ny mpanjaka ary manondro azy ho "zanaka vavy" satria vehivavy mbola tanora izy.
# atongilano ny sofinao
Ny mpanoratra miteny ny fihainoana tsara toy ny hoe manondrika ny sofina mankany amin'ilay olona miteny. DH: "henoy tsara aho"
# adinoy ny vahoakanao
Ny mpanoratra miteny ny mpanjakavavy tsy manaraka intsony ireo finoana sy fombafomban'ny vahoakany toy ny hoe nanadino azy ireo. DH: "aza manaraka ny fombafomban'ny vahoakanao intsony"
# ny tranon-drainao
Eto ny teny hoe "trano" dia midika ny fianakavinana. DH: "ny havanao"
# Amin'ny alalan'izany
"ary" na "koa"
# haniry ny hatsaranao ny mpanjaka
Izany dia fomba mety iray mba hilazana fa ho te hira-handry amin'ny mpanjakavavy ho tahaka ny vadiny ny mpanjaka.