# Mihainoa, ry zanaka vavy Ny mpanoratra manomboka miteny ny mpanjaka ary manondro azy ho "zanaka vavy" satria vehivavy mbola tanora izy. # atongilano ny sofinao Ny mpanoratra miteny ny fihainoana tsara toy ny hoe manondrika ny sofina mankany amin'ilay olona miteny. DH: "henoy tsara aho" # adinoy ny vahoakanao Ny mpanoratra miteny ny mpanjakavavy tsy manaraka intsony ireo finoana sy fombafomban'ny vahoakany toy ny hoe nanadino azy ireo. DH: "aza manaraka ny fombafomban'ny vahoakanao intsony" # ny tranon-drainao Eto ny teny hoe "trano" dia midika ny fianakavinana. DH: "ny havanao" # Amin'ny alalan'izany "ary" na "koa" # haniry ny hatsaranao ny mpanjaka Izany dia fomba mety iray mba hilazana fa ho te hira-handry amin'ny mpanjakavavy ho tahaka ny vadiny ny mpanjaka.