plt_tn/psa/043/003.md

580 B

Alefaso ny fahazavanao sy ny fahamarinanao

Ny mpanoratra miteny ny fanafahan'Andriamanitra toy ny hoe hazavana izay mampiseho azy ny lalana sy fahamarinana mampianatra azy ny fomba fiainana. DH: "tariho aho amin'ny fahazavana sy fahamarinanao"

havoanao masina

Izany dia manondro ny havoana any Jerosalema izay hisian'ny tempoly ary toy izany koa ny tempoly.

any amin'ny fonenanao

"any amin'ny toerana izay onenanao"

Andriamanitra izay fifaliako indrindra

"Andriamanitra izay fifaliako lehibe indrindra" na "Andriamanitra izay manome ahy fifaliana lehibe indrindra"