plt_tn/psa/043/003.md

16 lines
580 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Alefaso ny fahazavanao sy ny fahamarinanao
Ny mpanoratra miteny ny fanafahan'Andriamanitra toy ny hoe hazavana izay mampiseho azy ny lalana sy fahamarinana mampianatra azy ny fomba fiainana. DH: "tariho aho amin'ny fahazavana sy fahamarinanao"
# havoanao masina
Izany dia manondro ny havoana any Jerosalema izay hisian'ny tempoly ary toy izany koa ny tempoly.
# any amin'ny fonenanao
"any amin'ny toerana izay onenanao"
# Andriamanitra izay fifaliako indrindra
"Andriamanitra izay fifaliako lehibe indrindra" na "Andriamanitra izay manome ahy fifaliana lehibe indrindra"