# Alefaso ny fahazavanao sy ny fahamarinanao Ny mpanoratra miteny ny fanafahan'Andriamanitra toy ny hoe hazavana izay mampiseho azy ny lalana sy fahamarinana mampianatra azy ny fomba fiainana. DH: "tariho aho amin'ny fahazavana sy fahamarinanao" # havoanao masina Izany dia manondro ny havoana any Jerosalema izay hisian'ny tempoly ary toy izany koa ny tempoly. # any amin'ny fonenanao "any amin'ny toerana izay onenanao" # Andriamanitra izay fifaliako indrindra "Andriamanitra izay fifaliako lehibe indrindra" na "Andriamanitra izay manome ahy fifaliana lehibe indrindra"