plt_tn/psa/042/009.md

20 lines
785 B
Markdown

# Izaho hiteny amin'Andriamanitra, vatolampiko
Ny mpanoratra miteny an'Andriamanitra toy ny hoe vatolampy lehibe hamatsy fiarovana amin'ny fanafihan'ny fahavalo.
# Nahoana aho no handeha hisaona
Ny "mandeha misaona" dia ny manao fombafomba mifandraika amin'ny maha malahelo loatra.
# Toy ny fisian'ny sabatra eo amin'ny taolako
Ny mpanoratra manoritsoritra ireo fibedesan'ireo mpifanandrina aminy toy ny mandray ratra mandoza.
# milaza amiko mandrakariva izy ireo
Ity dia fanitarana; tsy milaza izany foana akory ireo fahavalony fa mahalana ihany.
# Aiza izay Andriamanitrao?
Ireo fahavalon'ny mpanoratra mametraka ity fanontaniana ity mba hanesoana azy sy hanehoana fa tsy mahita an'Andriamanitra mamonjy azy akory izy ireo. DH: "Tsy eo akory ny Andriamanitrao hamonjy anao"