plt_tn/psa/042/009.md

785 B

Izaho hiteny amin'Andriamanitra, vatolampiko

Ny mpanoratra miteny an'Andriamanitra toy ny hoe vatolampy lehibe hamatsy fiarovana amin'ny fanafihan'ny fahavalo.

Nahoana aho no handeha hisaona

Ny "mandeha misaona" dia ny manao fombafomba mifandraika amin'ny maha malahelo loatra.

Toy ny fisian'ny sabatra eo amin'ny taolako

Ny mpanoratra manoritsoritra ireo fibedesan'ireo mpifanandrina aminy toy ny mandray ratra mandoza.

milaza amiko mandrakariva izy ireo

Ity dia fanitarana; tsy milaza izany foana akory ireo fahavalony fa mahalana ihany.

Aiza izay Andriamanitrao?

Ireo fahavalon'ny mpanoratra mametraka ity fanontaniana ity mba hanesoana azy sy hanehoana fa tsy mahita an'Andriamanitra mamonjy azy akory izy ireo. DH: "Tsy eo akory ny Andriamanitrao hamonjy anao"