# Izaho hiteny amin'Andriamanitra, vatolampiko Ny mpanoratra miteny an'Andriamanitra toy ny hoe vatolampy lehibe hamatsy fiarovana amin'ny fanafihan'ny fahavalo. # Nahoana aho no handeha hisaona Ny "mandeha misaona" dia ny manao fombafomba mifandraika amin'ny maha malahelo loatra. # Toy ny fisian'ny sabatra eo amin'ny taolako Ny mpanoratra manoritsoritra ireo fibedesan'ireo mpifanandrina aminy toy ny mandray ratra mandoza. # milaza amiko mandrakariva izy ireo Ity dia fanitarana; tsy milaza izany foana akory ireo fahavalony fa mahalana ihany. # Aiza izay Andriamanitrao? Ireo fahavalon'ny mpanoratra mametraka ity fanontaniana ity mba hanesoana azy sy hanehoana fa tsy mahita an'Andriamanitra mamonjy azy akory izy ireo. DH: "Tsy eo akory ny Andriamanitrao hamonjy anao"