plt_tn/psa/042/001.md

28 lines
949 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
# Ho an'ny mpiventy hira
"Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana"
# Maskila
Mety ho manondro fomba ara-mozikaly izany. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 32:1
# Tahaka ny diera maniry rano mikoriana mafy, no hetahetako Anao, Andriamanitra o
Ny mpanoratra mampitaha ny faniriany an'Andriamanitra amin'ny fanirian'ny diera mangetaheta rano.
# maniry
fofonaina mavesatra avy amin'olona na biby izay reraka loatra na mangetaheta loatra
# hetahetako Anao, Andriamanitra ... Mangetaheta an'Andriamanitra
Ny mpanoratra miteny ny faniriany lalina an'Andriamanitra toy ny hoe hetaheta rano mafy.
# Rahoviana aho no ho tonga sy hiseho eo anatrehan'Andriamanitra?
Ny mpanoratra akory tsy mangataka valiny raha mametraka ity fanontaniana ity fa kosa mba hampisehoana ny faniriany lalina ho eo anoloan'Andriamanitra.