plt_tn/psa/042/001.md

949 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

Ho an'ny mpiventy hira

"Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana"

Maskila

Mety ho manondro fomba ara-mozikaly izany. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 32:1

Tahaka ny diera maniry rano mikoriana mafy, no hetahetako Anao, Andriamanitra o

Ny mpanoratra mampitaha ny faniriany an'Andriamanitra amin'ny fanirian'ny diera mangetaheta rano.

maniry

fofonaina mavesatra avy amin'olona na biby izay reraka loatra na mangetaheta loatra

hetahetako Anao, Andriamanitra ... Mangetaheta an'Andriamanitra

Ny mpanoratra miteny ny faniriany lalina an'Andriamanitra toy ny hoe hetaheta rano mafy.

Rahoviana aho no ho tonga sy hiseho eo anatrehan'Andriamanitra?

Ny mpanoratra akory tsy mangataka valiny raha mametraka ity fanontaniana ity fa kosa mba hampisehoana ny faniriany lalina ho eo anoloan'Andriamanitra.