# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # Ho an'ny mpiventy hira "Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana" # Maskila Mety ho manondro fomba ara-mozikaly izany. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 32:1 # Tahaka ny diera maniry rano mikoriana mafy, no hetahetako Anao, Andriamanitra o Ny mpanoratra mampitaha ny faniriany an'Andriamanitra amin'ny fanirian'ny diera mangetaheta rano. # maniry fofonaina mavesatra avy amin'olona na biby izay reraka loatra na mangetaheta loatra # hetahetako Anao, Andriamanitra ... Mangetaheta an'Andriamanitra Ny mpanoratra miteny ny faniriany lalina an'Andriamanitra toy ny hoe hetaheta rano mafy. # Rahoviana aho no ho tonga sy hiseho eo anatrehan'Andriamanitra? Ny mpanoratra akory tsy mangataka valiny raha mametraka ity fanontaniana ity fa kosa mba hampisehoana ny faniriany lalina ho eo anoloan'Andriamanitra.