plt_tn/psa/041/001.md

977 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

Ho an'ny mpiventy hira

"Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana"

Salamo nataon'i Davida

Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida.

izy ... azy ... azy

Ireo teny ireo dia manondro ny olona izay manahy ny amin'ny osa.

ny osa

"olona osa" na "olona mahantra"

Hanohana azy eo amin'ny fandrian'ny fijaliana Yaveh

Ny andianteny hoe "ny fandrian'ny fijaliana" dia manondro olona mandry eo am-pandriana satria marary. DH: "Rehefa marary sy eo am-pandriana izy, dia Yaveh no hanohana azy"

hanao ny fandrian'ny aretina ho fandrian'ny fanasitranana Ianao.

Ny andianteny hoe "fandrian'ny fanasitranana" dia manondro olona mitsahatra eo am-pandriana sy sitrana amin'ny aretiny. DH: "Ianao, Yaveh o, no hanasitrana azy amin'ny aretiny"