forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
977 B
Markdown
28 lines
977 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
|
||
|
|
||
|
# Ho an'ny mpiventy hira
|
||
|
|
||
|
"Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana"
|
||
|
|
||
|
# Salamo nataon'i Davida
|
||
|
|
||
|
Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida.
|
||
|
|
||
|
# izy ... azy ... azy
|
||
|
|
||
|
Ireo teny ireo dia manondro ny olona izay manahy ny amin'ny osa.
|
||
|
|
||
|
# ny osa
|
||
|
|
||
|
"olona osa" na "olona mahantra"
|
||
|
|
||
|
# Hanohana azy eo amin'ny fandrian'ny fijaliana Yaveh
|
||
|
|
||
|
Ny andianteny hoe "ny fandrian'ny fijaliana" dia manondro olona mandry eo am-pandriana satria marary. DH: "Rehefa marary sy eo am-pandriana izy, dia Yaveh no hanohana azy"
|
||
|
|
||
|
# hanao ny fandrian'ny aretina ho fandrian'ny fanasitranana Ianao.
|
||
|
|
||
|
Ny andianteny hoe "fandrian'ny fanasitranana" dia manondro olona mitsahatra eo am-pandriana sy sitrana amin'ny aretiny. DH: "Ianao, Yaveh o, no hanasitrana azy amin'ny aretiny"
|