forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
936 B
Markdown
24 lines
936 B
Markdown
# ireo fahoriana izay tsy tambo isaina
|
|
|
|
Eto ny fahoriana dia lazaina toy ny hoe zavatra izay mihodidina sy hisambotra ny mpilaza. DH: "misy fahoriana maro kokoa mihoatra izay voaisako manodidina ahy" na "fahoriana maro kokoa no tonga amiko mihoatra izay voaisako"
|
|
|
|
# izay tsy tambo isaina
|
|
|
|
Ity dia natao amin'ny endrika mihiba mba hanamaroana ny isa. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 40:5. DH: "izay lehibe amin'ny isa"
|
|
|
|
# ireo heloko
|
|
|
|
Ity dia manondro ny vokatry ny otany. DH: "ireo vokatry ny heloko"
|
|
|
|
# nahatratra ahy
|
|
|
|
Ireo heloky ny mpanoratra dia lazaina toy ny hoe fahavalo izay mamely azy.
|
|
|
|
# tsy afa-mahita na inona na inona intsony aho
|
|
|
|
Ny dika-teny dia samihafa araka ny fahatakarana ity andalana izay sarotra ity. Mety milaza izany fa mitomany loatra ny mpanoratra ka tsy afaka mahita na inona na inona noho ny ranomasony.
|
|
|
|
# ketraka ny foko
|
|
|
|
Eto ny "fo" dia manondro ny toky ao anatiny. DH: "Kivy tanteraka aho" (UDB)
|