plt_tn/psa/038/021.md

16 lines
478 B
Markdown

# Aza mamela ahy ... aza manalavitra ahy.
Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy.
# aza manalavitra ahy.
Satria Yaveh tsy mbola namaly ny fangatahan'ny mpanoratra, dia izy miteny an'i Yaveh toy ny hoe Yaveh nijoro lavitra ny mpanoratra.
# Tongava faingana hamonjy ahy
Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe Izy mihazakazaka mankany amin'ny mpanoratra mba hamonjy azy.
# mpamonjiko
Ny anarana "famonjena" dia azo ambara ho asa. DH: "Ianao no ilay manavotra ahy"