# Aza mamela ahy ... aza manalavitra ahy. Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy. # aza manalavitra ahy. Satria Yaveh tsy mbola namaly ny fangatahan'ny mpanoratra, dia izy miteny an'i Yaveh toy ny hoe Yaveh nijoro lavitra ny mpanoratra. # Tongava faingana hamonjy ahy Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe Izy mihazakazaka mankany amin'ny mpanoratra mba hamonjy azy. # mpamonjiko Ny anarana "famonjena" dia azo ambara ho asa. DH: "Ianao no ilay manavotra ahy"