plt_tn/psa/038/021.md

478 B

Aza mamela ahy ... aza manalavitra ahy.

Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy.

aza manalavitra ahy.

Satria Yaveh tsy mbola namaly ny fangatahan'ny mpanoratra, dia izy miteny an'i Yaveh toy ny hoe Yaveh nijoro lavitra ny mpanoratra.

Tongava faingana hamonjy ahy

Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe Izy mihazakazaka mankany amin'ny mpanoratra mba hamonjy azy.

mpamonjiko

Ny anarana "famonjena" dia azo ambara ho asa. DH: "Ianao no ilay manavotra ahy"