plt_tn/psa/038/019.md

16 lines
675 B
Markdown

# Kanefa maro an'isa ireo fahavaloko ... maro
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra mitovy.
# Mamaly ratsy ahy izy ireo ho amin'ny soa;
Ny fihetsik'ireo fahavalon'ny mpanoratra dia lazaina toy ny hoe famindrana vola izay nanomezan'izy ireo zava-dratsy ho solon'ireo zava-tsoa. Ny anarana "ratsy" sy "soa" dia azo ambara ho asa. DH: "manome ahy asa ratsy izy ireo ho takalon'ny asa soa nataoko ho azy ireo"
# mandefa fiampangana ahy
Ny fomba iampangan'ireo fahavalon'ny mpanoratra azy dia lazaina toy ny hoe izy ireo mitoraka fiampangana any aminy toy ny vato.
# nanaraka izay tsara
Ny mpanoratra maniry izay tsara dia lazaina toy ny hoe izy nanenjika zava-tsoa.