plt_tn/psa/038/019.md

675 B

Kanefa maro an'isa ireo fahavaloko ... maro

Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra mitovy.

Mamaly ratsy ahy izy ireo ho amin'ny soa;

Ny fihetsik'ireo fahavalon'ny mpanoratra dia lazaina toy ny hoe famindrana vola izay nanomezan'izy ireo zava-dratsy ho solon'ireo zava-tsoa. Ny anarana "ratsy" sy "soa" dia azo ambara ho asa. DH: "manome ahy asa ratsy izy ireo ho takalon'ny asa soa nataoko ho azy ireo"

mandefa fiampangana ahy

Ny fomba iampangan'ireo fahavalon'ny mpanoratra azy dia lazaina toy ny hoe izy ireo mitoraka fiampangana any aminy toy ny vato.

nanaraka izay tsara

Ny mpanoratra maniry izay tsara dia lazaina toy ny hoe izy nanenjika zava-tsoa.