plt_tn/psa/038/009.md

472 B

ny faniriana lalina indrindra ao am-poko

Eto ny "foko" dia manondro ny mpanoratra. Mety ho manampy ny manambara ny fanirian'ny mpanoratra hahazo fahasalamana tsara. DH: "Ny faniriako lehibe" na "fa maniry Anao hanasitrana ahy aho"

Midobodoboka ny foko

Ity fomba fiteny ity dia midika fa midobodoboka mafy ny fony. DH: "midobodoboka mafy ny foko"

miha-malazo ny heriko

"miova ho osa loatra aho"

pahina ny fahitan'ny masoko

"tsy afa-mahita tsara intsony aho"