plt_tn/psa/038/009.md

16 lines
472 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny faniriana lalina indrindra ao am-poko
Eto ny "foko" dia manondro ny mpanoratra. Mety ho manampy ny manambara ny fanirian'ny mpanoratra hahazo fahasalamana tsara. DH: "Ny faniriako lehibe" na "fa maniry Anao hanasitrana ahy aho"
# Midobodoboka ny foko
Ity fomba fiteny ity dia midika fa midobodoboka mafy ny fony. DH: "midobodoboka mafy ny foko"
# miha-malazo ny heriko
"miova ho osa loatra aho"
# pahina ny fahitan'ny masoko
"tsy afa-mahita tsara intsony aho"