# ny faniriana lalina indrindra ao am-poko Eto ny "foko" dia manondro ny mpanoratra. Mety ho manampy ny manambara ny fanirian'ny mpanoratra hahazo fahasalamana tsara. DH: "Ny faniriako lehibe" na "fa maniry Anao hanasitrana ahy aho" # Midobodoboka ny foko Ity fomba fiteny ity dia midika fa midobodoboka mafy ny fony. DH: "midobodoboka mafy ny foko" # miha-malazo ny heriko "miova ho osa loatra aho" # pahina ny fahitan'ny masoko "tsy afa-mahita tsara intsony aho"