plt_tn/psa/038/007.md

413 B

feno firehetana

Mararin'ny tazo izay toy ny hoe mahamay ny ao anatiny. DH: "main'ny tazo ny vatako" (UDB)

tsy misy fahasalamana ao amin'ny nofoko

Eto ny "nofoko" dia manondro ny mpanoratra. DH: "marary tanteraka aho"

torotoro tokoa

Ny fahararian'ny mpanoratra mafy izay toy ny hoe vesatra lehibe manindry azy"

fangirifirian'ny foko

Eto ny "foko" dia manondro ny mpanoratra. DH: "ny fangirifiriako"