# feno firehetana Mararin'ny tazo izay toy ny hoe mahamay ny ao anatiny. DH: "main'ny tazo ny vatako" (UDB) # tsy misy fahasalamana ao amin'ny nofoko Eto ny "nofoko" dia manondro ny mpanoratra. DH: "marary tanteraka aho" # torotoro tokoa Ny fahararian'ny mpanoratra mafy izay toy ny hoe vesatra lehibe manindry azy" # fangirifirian'ny foko Eto ny "foko" dia manondro ny mpanoratra. DH: "ny fangirifiriako"