plt_tn/psa/038/007.md

16 lines
413 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# feno firehetana
Mararin'ny tazo izay toy ny hoe mahamay ny ao anatiny. DH: "main'ny tazo ny vatako" (UDB)
# tsy misy fahasalamana ao amin'ny nofoko
Eto ny "nofoko" dia manondro ny mpanoratra. DH: "marary tanteraka aho"
# torotoro tokoa
Ny fahararian'ny mpanoratra mafy izay toy ny hoe vesatra lehibe manindry azy"
# fangirifirian'ny foko
Eto ny "foko" dia manondro ny mpanoratra. DH: "ny fangirifiriako"