plt_tn/psa/035/027.md

440 B

ny fanamarinana ahy

Eto ny "fanamarinana" dia manondro an'i Yaveh manambara na mitsara ny mpanao salamo ho tsy manan-tsiny.

aoka izy ireo hiteny mandrakariva

"aoka izy ireo hiteny hatrany"

ilay mankasitraka

"ilay mifaly amin'ny" na "ilay ravoravo amin'ny"

fiadanana

Hafaliana

hanambara ny fahitsiana

Ny anarana hoe "fahitsiana" dia azo avadika ho matoanteny. DH: "hanambara fa Ianao dia miasa amin'ny lala-mahitsy" (UDB)