plt_tn/psa/035/027.md

20 lines
440 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny fanamarinana ahy
Eto ny "fanamarinana" dia manondro an'i Yaveh manambara na mitsara ny mpanao salamo ho tsy manan-tsiny.
# aoka izy ireo hiteny mandrakariva
"aoka izy ireo hiteny hatrany"
# ilay mankasitraka
"ilay mifaly amin'ny" na "ilay ravoravo amin'ny"
# fiadanana
Hafaliana
# hanambara ny fahitsiana
Ny anarana hoe "fahitsiana" dia azo avadika ho matoanteny. DH: "hanambara fa Ianao dia miasa amin'ny lala-mahitsy" (UDB)