# ny fanamarinana ahy Eto ny "fanamarinana" dia manondro an'i Yaveh manambara na mitsara ny mpanao salamo ho tsy manan-tsiny. # aoka izy ireo hiteny mandrakariva "aoka izy ireo hiteny hatrany" # ilay mankasitraka "ilay mifaly amin'ny" na "ilay ravoravo amin'ny" # fiadanana Hafaliana # hanambara ny fahitsiana Ny anarana hoe "fahitsiana" dia azo avadika ho matoanteny. DH: "hanambara fa Ianao dia miasa amin'ny lala-mahitsy" (UDB)