plt_tn/psa/035/019.md

24 lines
621 B
Markdown

# Aza avela hifaly eo amiko fahavaloko mpamitaka
"Aza avela hifaly eo amiko ireo fahavaloko, izay milaza lainga momba ahy"
# ireo teti-dratsiny
"ireo fikasan-dratsiny"
# tsy mba miresaka fiadanana izy ireo
Ny anarana "fihavanana" dia azo ambafra amin'ny endrika hafa. DH: "tsy mba miresaka amim-pihavanana amin'olona izy ireo"
# mitetika hilaza fitaka
"mitady fomba hilazana lainga" (UDB)
# izay miaina amim-piadanana ao amin'ny taninay
"izay miaina amim-piadanana ao amin'ny taninay"
# miaina amim-piadanana
Ny anarana hoe "fiadanana" dia azo ambara amin'ny endrika hafa. DH: "tsy manosy ratsy ny hafa" (UDB)